Hevitra momba ny IO FITIAVANA IO

Hiverina amin'ny IO FITIAVANA IO
Zozoro ( 08/08/2011 06:06)
"Ity tany ity
dia feno fitia...
ka n'aiza alehanao dia tsarovy hatrany
Fa io Fitiavana io dia miely eran-tany...
Fenoiny tsiky ary itondrany tomany.

Makasitraka e! mahay ny mpanoratra.
SIOKATOKANA ( 08/08/2011 06:31)
misaotra @ fankasitrahana
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0125