aoka ihany (myrai)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
raha fihatsarambelatsihy
no nandraisanao ity foko tia
dia aoka ihany,aleo faranana
sao hanimba fihavanana
raha tsy vokatry ny fo
fa imolotra avokoa
no nanekenao ny fitiavako
dia aoka ihany ianao ho namako
myray
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
846 1
Mpakafy: celestinmyrai
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : myrai
Nampiditra : Myrai
Daty : 07/10/2014 15:52
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0137