MIKISANA MAKATY (Mysento)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mikisana makaty

Refa izaho mba tratra alina
Noho ireo asa miavosa
tena tsy mahatelin-kanina
Ka tsaroako mihaosa



Mangina ny tontolo
efa tena tapi-mandry
Siotsiokam-boron-dolo
Ao ivelany no miandry




fa 'lay vady tiko kosa
tsy namoha trano akory
tsy vanona aho ny hilefa
angamba izy,efa momoky ny tory




Ny masoko no hany sisa
Nivotirika aok'izany
Ireo kintan'alin-kisa
No mba nanazava izany




Mba mikisana reh aty
Mba hifaneritery
ilay vadiko tsy nihontsina
Fa namela ahy irery!
--------
Rohy:
1310 2
Mpakafy: Envy7 - mangamaso
Hevitra mandeha
endrika01 ( 17/08/2009 06:39)
Refa tsy mamoha trano ramatoa,dia avilay ho ao,ndana matory eny aminy canape :D
Mysento ( 17/08/2009 13:38)
Kiii aon ,zany
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Mysento
Nampiditra : Mysento
Daty : 16/08/2009 12:00
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0143