Hevitra momba ny NY LALAKO

Hiverina amin'ny NY LALAKO
toetra ( 16/05/2010 12:09)
...
Na inona
Hihatra
Ary koa
Hidona,
Tsy maninona
Fa zatra
Ratram-po
Sy honahona.
Ka ny atao
Hitoetra
Ary hasesy
Tsy ho lany
Dia izao :

Ny tarigetra
MANDRESY,
IZAY IHANY !

"Sarotra", Toetra RAJA
oktobra 2004
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0158