Rahoviana (Nasolo)

Nantsain'i
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Rahoviana vao ho avy ilay maraina
ka hiarahanay migoka ny fiainana eto an-tany.
Rahoviana vao ho foana ny taraina
nandrotindrotika ahy sy ilay malalako any ho any.

Rahoviana vao tsy hiafina ny volana,
ho fenomanana hatrany anaty haizina mikitroka
Rahoviana vao ho lavitry ny olana
Ity akany, manirery, tsy ilaozan-takoritsoka
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
2002 1
Mpakafy: fanamps
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Nasolo
Nampiditra : emmy
Daty : 27/11/2003 15:28
Antsantononkalo
Nantsain'i
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0134