Hevitra momba ny NY VOLA VE ???....................... TADIAVINA

Hiverina amin'ny NY VOLA VE ???....................... TADIAVINA
Mysento ( 19/08/2009 10:38)
Hoy Dj SS vola io....
doudouridou ( 05/09/2009 09:29)
Ny vola no hozatry ny fiainana hoy ny fitenenana. Tsy mande mitsy ny tokantrano ra tsisy vola, na misy fitiavana sy fahendrena sy fitondran-tena sns aza ao... Noho izany, raha tiana ho mendrika sy ho sambatra ny tonkantrano, dia tsy maintsy mitady vola amin'ny herin'ny tena rehetra, fa kosa tsy amin'ny fomba maloto...
rhina ( 07/09/2009 05:27)
d aona ra ts maita r doudouridou indrindra @ zao ts fisin'ny asa zao hiiiii!!!!
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4044