Hevitra momba ny Degany

Hiverina amin'ny Degany
nikopol ( 16/11/2004 11:39)
Asa-soratra azo vakiana avy any aoriana koa izy io ho an'izay te-hanandrana !
bichette ( 16/11/2004 17:52)
aoka re marina e !
Miarantsoa ( 17/11/2004 08:29)
Tena midegany marina 'nareo e ?
zakilinina ( 18/11/2004 00:33)
Manimba ny hasin'ny serasera ity !
nikopol ( 18/11/2004 10:12)
Zakilinina soa ihany fa planety samy hafa no ianantsika fa mety nahafinaritra no ninamana taminao !

yonikafopl ( 18/11/2004 22:25)
hihihihi aleo mimeme
nyeja ( 20/11/2004 07:08)
samy manana ny fomba fijery azy ny olona rehetra izaho kosa ry nikopol dia tsy hilaza fa degany ity sangan'asa ity satria dia nanandrana namaky azy amin'ny fijery hafa aho ka azoko an-tsaina ny aingam-panahy namoronan'ny mpanoratra azy, ary sahiko ny milaza fa ny degany dia mety hanana endrika ambadika ihany koa ... sao lasa any amin'ilay planeta tsy ambarambara fa dia ny azo lazaina dia tsara e hoy ny artista tahaka anao.
Ny Eja
nikopol ( 22/11/2004 11:40)
Ny eja !
Merci ! tout simplement merci !
Yoni mahasalama ny mimeme !
nyeja ( 22/11/2004 19:26)
ary toa niteny frantsay niko ?tsy misy fisaorana an efa tsara dia torahana voninkazo e na dia atao hoe "degany" aza ny lohateny hihihi

nikopol ( 29/11/2004 20:25)
Nikopol misaotra an'i Ny eja zany e!
sady mankasitraka koa ny asa-soratr'i Ny eja
kally ( 04/03/2005 20:14)
Raha namoaka boky i Nikopol na mpanoratra fanta-daza ka nanontaniana aho hoe iza ny mpanoratra isan'ny tianao dia hoy aho hoe: Apollinaire,Rimbaud,Elie Rajaonarison,NIKOPOL.
nikopol ( 20/05/2005 06:38)
Misaotra kally
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009