Hevitra momba ny Tsy fantatro ...

Hiverina amin'ny Tsy fantatro ...
raozigasy ( 22/03/2006 07:40)
De aona zany raNiko
Tragedie be manadala
Ra tsy tana ilay bajo
Iza mou no nahalala

Sao de zao ndray no mety
Ovay kely mba hilamina
So de trop n’elà ny fety
Ka fika hafa ndray hohanina

Maka souffle elaela
De midepart vaovao
Ny revy degany avela
Sao de taraiky eo koa ianao

Somary kely mistaince
Ajanony zay tsy poinse
Na gawhiska na maina
F’andana alou mba makasaina

Zay le hoe makà recul
De polio ze tsy milay
De avelao ze revy nul
Miova fiainana indray
raozigasy ( 22/03/2006 07:43)
De aona zany raNiko
Tragedie be manadala
Ra tsy tana ilay bajo
Iza mou no nahalala

Sao de zao ndray no mety
Ovay kely mba hilamina
So de trop n’elà ny fety
Ka fika hafa ndray hohanina

Maka souffle elaela
De midepart vaovao
Ny revy degany avela
Sao de taraiky eo koa ianao

Somary kely mistaince
Ajanony zay tsy poinse
Na gawhiska na maina
F’andana alou mba makasaina

Zay le hoe makà recul
De polio ze tsy milay
De avelao ze revy nul
Miova fiainana indray
raozigasy ( 22/03/2006 22:02)
nisy morsa natsidiko
teto leisy anikeheo
de tena kivy be ny tenako
fa toa tsy kobo ry zareo

nefa tena kozy lava
sady masaka no bonne
de gaga aho nisana vava
tena kozy mampi-etonne

nefa raha averiko tsy tafa
fa le feeling efa lasa
ka za zao lasa hafahafa
le coco tsy mety miasa

tsy koi fa aleo aloha hiapa
fa bye bye ialahy ry papa
rehefa mirepla le kozy
de miverina eto indray i rozy
pissoa ( 23/03/2006 08:16)
Hihihi, efa io ry Raozy an.
nikopol ( 23/03/2006 08:45)
...


Za nge less te hipirina,
Te hilamina amizay!
Fa ny tsondjo sy ny pirina.
Wouhay wouhay wouhay.

Za mba efa we andraso !
ny lelamolotra – pimaso ...
Mampikitikitik’orona
Ny derikin’ bôbô vorona.

Fa ra masaka le kôzy
Nolazaiko tamilà ry rôzy
Le sipa manja tamin’ny phône,
De izy no omeko « son ».

Ho-présenter-ko an’dra-bôfy
Hanagonako ny sôsy.
Halaiko fanambadiana.
Hividianako fandriana.

Dunlopilô na epeda,
Fa de tsoriko amilà.
Fa ze resaka tsy poinsa
De adaboko histaince.

Ny anlà ve lou kasamà ?
Milamidamina z’amour
Tsy miodina madama?
Karakara petit four?
hery ( 23/03/2006 10:42)
test
hery ( 23/03/2006 10:44)
test
hery ( 23/03/2006 10:51)
test farany
nikopol ( 23/03/2006 11:00)
misaotra hery tamin'test
fa lazao raha misy hetsika
hanamboarana fotoana
ny sipa manja an'i Rôma
era ( 23/03/2006 14:35)
mahafinaritra ! variana aho! raha ireny mpanoratra tranainy be ireny izao dia milaza fa inn 'ty? nefa tsy hainy fa mahalaza zavatra ny teny sy ireo fiteny gasy am izao.
raozigasy ( 23/03/2006 21:46)
dia nirepla ary i Raozy a !
hanafana indray ilay kôzy a !
tena milay le serasera
mikozy ialahy na ts'isy vera

tena eto no milay
hanalana azy indraindray
raha tafavory ny artista
ts'isy staile fa frist ...

sa ahoana hozi ialahy
tsy aleo soratra ve wa
ity sady ekonomika
no mahita morsa sy fika

eto koa ange ny akama
tsy hafahafa na malama
fa na ny kozy na coco
laverità tsy hampidôdô

revy eto samy tafa
ny pokona tsy mihafahafa
fa ze miditra de bone
mitondra kanto amin'ny tonne

de frappe kely ho an'i Era
nijabaka tan-tserasera
aleo ny ntaolo aloha hilentika
ny azy kozy diso tetika

mila mivoatra ny tontolo
tsy hoe sanatria mamono lolo
fa aleo jerena ny radem
amin'ny kozy ts'isy menona

de zay indray alou ny androany
fa io le esona fa tamy
aleo hamonjy ny fandriana
bye aloha ry akamatiana





hery ( 27/03/2023 21:24)
Akanga sisa nanamboran'ny tononkalon'i Nikopol itony
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0128