Matahotra ny ho tia (Nikopol)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)

--------
Rohy:
3851 1
Mpakafy: razafynamby
Hevitra mandeha
pissoa ( 11/07/2006 14:51)
Waaow!

[i]Mandray sy manome,
Anaty sekire ...[/i]
Hihihi
fiaritiana ( 16/07/2006 09:08)
Ankafiziko ty tononakalo ty!!tsara be
fiderana ( 12/09/2006 06:10)
Mety fa ezaho ho tena teny malagasy tsara, satria ny sekire... lazainao toa hoe milaza zavatra miafina
Ny teny gasy tsy misy mpentina
No voam-bolan-tsika hoentina
Hanambara ny ao am-po sy hilazana izay manjo
sa tsy izany ranamana
mandram-piresaka ary
nikopol ( 12/09/2006 06:34)
misaotra daholo
Fiderana, tsy miombo-kevitra aminao izaho, ny maro teny gasy avy amin'ny teny vahiny, tahakan'ny "porofo" na "latabatra" sy sny sisa.
Miaina ny teny ary misy maty, misy teraka.
Raha mamaky Rabearivelo ianao dia, izay anisan'ny mandala ny maha-malagasy dia misy teny nampiasainy maro, tsy izy irery ihany fa ny mpanoratra tamin'ny androny avy amin'ny teny vahiny. Na ny baiboly aza dia maro ireo teny vahiny nagasiana.
Sa aminao rehefa mbola tsy eken'ny " mitandro ny teny malagasy " dia tsy teny malagasy.
Mbola tsy misy "diksionera ofisialy" mirakitra ny teny malagasy rehetra ankehitriny.

Tsy ny teny gasy ihany akory no miaina fa ny teny rehetra. Na ny teny frantsay aza dia naka betsaka tamin'ny teny hafa.

Fa na izany na tsy izany, dia faly amin'ny maha-gasy ahy aho saingy " resaka tonokalo" tsy misy valampariha. Ny fihetsehampo no mitondra an'io. Miala tsiny raha tsy mitovy hevitra isika. :)
soanja ( 14/09/2006 05:09)
Aza manahy. Mahasambatra ny mitia ka na mijaly aza dia sambatra ihany.
majakely ( 06/11/2006 07:45)
zà tiiiiiiiii,,;-)
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Nikopol
Nampiditra : nikopol
Daty : 11/07/2006 09:29
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.018