AZA MISISIKA (Np Augustin)

Pas encore lu

Demander une lecture
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
" Aza misisika ny ho tiavin' olona...
Fa matoa izy manohitra sy efa mitolona ,
Dia leo izy izay : efa tsy manantena...
Ny fialana aminy no tena fahendrena. "

Na amin'ny fiana-pitiavana io na amin'ny fiaina-pirenena...
Dia aza midongy ho tiavina 'zany ,
Fa rehefa tsy tiana dia mialà any!

Np Augustin
29/09/25
--------
Lien:
Catégorie : Tanindrazana - Fitiavana
296 1
Fans: NpAugust1
Ajouter un commentaire
Veuillez vous connecter
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0125