Commentaire à propos de IANAO NO TIAKO

Revenir à IANAO NO TIAKO
katiaa ( 12/11/2009 11:28)
Arabaina izany Ny Andri-Fara mivady. Ity andalany vitsivitsy ity dia atolotro ho anareo roa.

Ho anao irery

Ny fitia 'zay ato ampoko
Ho anao irery tsisy fetra
Ho lalaiko, ho koloiko
Ho anao irery ny rehetra

Tsy hiova ho doria
Hitia anao hatrany hatrany
Ho anao irery ilay fitia
Ho anao irery tsy ho lany
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0093