Hevitra momba ny IANAO NO TIAKO
Hiverina amin'ny IANAO NO TIAKO
katiaa (
12/11/2009 11:28)
Arabaina izany Ny Andri-Fara mivady. Ity andalany vitsivitsy ity dia atolotro ho anareo roa.
Ho anao irery
Ny fitia 'zay ato ampoko
Ho anao irery tsisy fetra
Ho lalaiko, ho koloiko
Ho anao irery ny rehetra
Tsy hiova ho doria
Hitia anao hatrany hatrany
Ho anao irery ilay fitia
Ho anao irery tsy ho lany
Ho anao irery
Ny fitia 'zay ato ampoko
Ho anao irery tsisy fetra
Ho lalaiko, ho koloiko
Ho anao irery ny rehetra
Tsy hiova ho doria
Hitia anao hatrany hatrany
Ho anao irery ilay fitia
Ho anao irery tsy ho lany
