ry fitiavako - ny andry
Azo vakiana?
matokia ry fitiavako
rahavavim-panantenako;
fa tsy ho potika,
na ho faty
ato anatiko ianao.
fetinao androany
eny,fetiko ihany koa
ka hatambatra ho anio
ny tena hasambarantsika roa.
ka na maizimbolana aza
ireo andro izay handalo,
dia ianao no ho fanilo
hanazava ny tontolo,
hatrany aparan-tany.
Sokajy :
Fety
Hevitra mandeha
tia2005 (25/10/2005 11:12:25)
tsara rhf misy fanantenana fona
Hametraka hevitra
Midira alohaMombamomba
Mpanoratra : ny andry
Nampiditra : encDaty : 12/10/2005
Mpamangy : 1267
Mankafy : 0
Tononkalo hafa
https://vetso.serasera.org/tononkalo/ny-andry/-1ny anao