ny anao (ny andry)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
moa vetsy ianao ihany
no nanambara tamiko
fatsy ho tia ahy intsony
nefa ankehitriny
nahoana no indray
nomambabo ny foko
ho tia anao doria
tsia!
fitiavana hafahafa ny anao
raha toa izany
satria tsy avy ao am-po
fa teo IMOLOTRAO ihany
ANDRY (06/1993)
--------
Rohy:
Sokajy :
Alahelo