Commentaire à propos de Satria tiako ianao!

Revenir à Satria tiako ianao!
six ( 06/03/2004 15:52)
hainao tsara kosa ny tononkalom-pitiavana an! efa mmisy mihira zany ve io zao
booboo ( 29/04/2004 13:52)
tsara be !
aladin ( 30/04/2004 11:49)
milay e!!
nyeja ( 08/05/2004 07:11)
mankasitraka anareo tia ny sanganasako dia mazotoa mamaky ny takelaka tononkalo eto amin'ny serasera !.
io tononkalo io mbola tsy misy mihira aloha hatramin'izao fa afaka manoratra amiko ato amin'ny serasera izay manana faniriana hamoronako hira
misaotra antsika rehetra.
ny Eja
manaofitia ( 25/05/2004 09:49)
i mija aky ty a tena tsara be ny poeme nataonao io tena nalaiko mintsy ilay izy!!
harikanto ( 25/05/2004 19:55)
kanto dia kanto ny sangan'asanao ,feno fahendrena,ankafiziko tanteraka fa maharavoravo ny fo amam-panahy!! misaotra indrindra!!!!
nyeja ( 05/06/2004 12:48)
misaotra indrindra an'i harikanto sy mija aho
Malalason ( 16/09/2004 16:18)
tanteraka izany ny soratra masina hoe "na dia ny ony maro aza tsy ahapaoka ny afon'ny fitiavana"
sambatra izay manana anao fa nahazo olontiana feno T na ajekitifa malagasy io hoe : "tsara" ho toa anareo daholo anie ny Mpifankatia rehetra.

R.JO
aladin ( 24/09/2004 20:35)
tssss!!!!
nyeja ( 25/10/2004 08:24)
izany an , i malalason kosa tena mahita lazaina an hihih, misaotra mamaky ny sanganasako e ary inona no antony anaovan'i aladin hoe tsss?
misaotra sy mankasitraka e
tide ( 12/11/2004 01:20)
"Ny trano hono raha afindra dia tsy mitovy zoro"!, raha olona tsy manana fahatokisantena no tsy mahalala ny tianao ambara ry ny eja dia afaka manao fitiankafa ,fa izay manko no asiako manambara amin'ny namana rehetra fa aza atao kilalao ny fitiavana.Ny Malagasy hono dia toy ny photocopie ka mora maka tahaka,raha mijery isika dia ny vazaha rehefa mitia dia tokany ny tiany,ka manao ahoana isika no tsy mahatana tahaka izay koa?Sa ingeza ny fisainana sy fo?,sa izany ny hoe :fandrosoana sy fanatotoloina ,ka mety daholo ny atao rehetra?Ny lalana misy sapanana roa hono tsy maintsy asiana safidy ka :na tokampitiavana,na tsy manao.
tide ( 12/11/2004 01:23)
"Ny trano hono raha afindra dia tsy mitovy zoro"!, raha olona tsy mahalala fitiavana no tsy mahalala ny tianao ambara ry ny eja dia afaka manao fitiankafa ,fa izay manko no asiako manambara amin'ny namana rehetra fa aza atao kilalao ny fitiavana.Ny Malagasy hono dia toy ny photocopie ka mora maka tahaka,raha mijery isika dia ny vazaha rehefa mitia dia tokany ny tiany,ka manao ahoana isika no tsy mahatana tahaka izay koa?Sa ingeza ny fisainana sy fo?,sa izany ny hoe :fandrosoana sy fanatotoloina ,ka mety daholo ny atao rehetra?Ny lalana misy sapanana roa hono tsy maintsy asiana safidy ka :na tokampitiavana,na tsy manao.Ka tano ny azo leroa fa sarotra ny mila sy mitia!!!.
tide ( 12/11/2004 01:26)
"Ny trano hono raha afindra dia tsy mitovy zoro"!, raha olona tsy mahalala fitiavana no tsy mahalala ny tianao ambara ry ny eja dia afaka manao fitiankafa ,fa izay manko no asahiako manambara amin'ny namana rehetra fa aza atao kilalao ny fitiavana.Ny Malagasy hono dia toy ny photocopie ka mora makatahaka,raha mijery isika dia ny nataon'ny Ntaolo rehefa mitia dia tokana ny tiany,ka manao ahoana isika no tsy mahatana tahaka izay koa?Sa ingeza ny fisainana sy fo ankehitriny?,sa izany ny hoe :fandrosoana sy fanantotoloina ,ka mety daholo ny atao rehetra?Ny lalana misy sapanana roa hono tsy maintsy asiana safidy ka :na tokampitiavana,na tsy manao.Ka tano ny azo leroa fa sarotra ny mila sy mitia!!!.
crrlanto ( 10/12/2004 19:44)
salut nyeja
milay be ny tononkalo,hita ianao fa tena mahafolaka ny teny gasy tsara ,mipetrapetraka tsara ny fomba fandrafetanao ny andininy rehetra,
Mpanoratry ny fo tokoa ianao,satria nampiasainao ny teny tena mahangoly ny fo amam_panahy ary mahababo izay hiantefany
Le coeur a sa raison que la raison ne connait pas
Mampirisika foana e
zaratiana ( 24/04/2015 08:56)
Misaotra betsaka anao fa tena mahalaza zavatra betsaka io tononkalonao io,
Mankasitra e! tohizo fa mahafinaritra
mandresy1 ( 19/11/2015 14:24)
tsar kus an sad otran oe z mhts l iz
souki youki Nary ( 10/07/2016 17:05)
mafinaritra eeee!!!!
hasina poeta ( 04/08/2016 08:00)
Tena mahafinaritra mihitsy ka, sady za mihitsy no iharan'io tononkalonao io, fa azafady firy kay ny numaraonao ry madama ny eja fa mba te hifanerasera aminao za? Za koa manko mpanoratra ary jereo ny tononkaloko ao amin'ny has'n kwel ary inty ny laharana mety ahazoanao ahy
0331352320
0341206214
0342701083
andry 1000 ( 30/08/2016 04:22)
sarotra ny hiteny hoe tsy tsara !! tena tiako, ary za anisany mpankafy an'i EJA, manoratra za fa tsy matihanina fa mamaky sy mandinika ny asasoratrao za indraindray dia mahita ho soratana mazanà, SOMBIN-TANTARA SY TONONKALO io ny groupe noforoniko, ary faly za raha mba isany manoratra ao ianao na dia asa-soratra iray ihany aza, efa mpikambana ao ianao fa sitrako sy teliko tokoa ny dian-drangotrao mba ho sonia raha manoratra ao ianao!! ANDRIAMASIMANANA ANDRY ilay zandry vao mianatra mandeha.
rakotozafi.patrick ( 12/11/2017 19:27)
Tsara be!
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0176