Hevitra momba ny Anjara sa safidy ?
Hiverina amin'ny Anjara sa safidy ?
lejo6 (
23/10/2004 10:41)
ary eno zany to poète be mihintsy an !
bichette (
25/10/2004 16:16)
soa fa nisy ny boky hitoeran'ilay ravimaitso mandrakizay ary na dia lazaina fa malazo aza dia miarakotra fahatsiarovana sy atao fanoronà pejy tokoa.
nyeja (
27/10/2004 12:34)
tsara ilay tononkalo e , mankahery anao hatrany ny namanao NY Eja
rinakely1 (
25/06/2005 23:09)
tononkalo mahasondriana e!
