Commentaire à propos de Ny eny sy ny tsia

Revenir à Ny eny sy ny tsia
bichette ( 24/11/2004 18:19)
mipitrapitra ny maso... gagagaga .... izany ve ry nykanto ?
Malalason ( 25/11/2004 08:25)
ny ahy ny "tsia" no tiako zay vao ny "eny" ao anati'io no misy ny hasambarana
R. JO
jeroma ( 25/11/2004 13:12)
ny ahy indray ENy ry kanto an ,ny eny manko fanekena raha miteny ,ny TSIA toa mitory ny hiafaran'ny fitia , sa ahoana hoy ise
Njaka
NyKanto ( 25/11/2004 16:03)
Ny ENY Fiaretana
Ny ENY Faharetana
Ny ENY Fitiavana
Fa mety ihany ko ho :
ENY fitaka
ENY fisarahana
Izay ilay TSIA fahasambarana voalazan'i Malalason.
Ajouter un commentaire
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0091