Hevitra momba ny Zanak'andriamanitra
Hiverina amin'ny Zanak'andriamanitra
Miarantsoa (
24/11/2004 16:47)
Sambatra izay manana an' Andriamanitra ho tokiny !
Namako koa izay tia an' Andriamanitra!
Mahereza ry Ny Kanto; indrindra amin'ny fanarahan-dia ny Tompo!
Namako koa izay tia an' Andriamanitra!
Mahereza ry Ny Kanto; indrindra amin'ny fanarahan-dia ny Tompo!
NyKanto (
24/11/2004 17:23)
Namako izany ianao...
Misaotra nampahery e!
Ny Kanto
Misaotra nampahery e!
Ny Kanto
bichette (
24/11/2004 18:26)
Ray o henoy ny vavaky nykanto
vetsoko (
13/12/2004 17:35)
aty an-tany lavitra aty za raha tsy nisy an'Andriamanitra dia efa very,misaotra mapatsiahy fa hay izaho zanany
