Tsihay (Ny solo)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Raha nibaliaka iny volana iny,
Dia nahatsiaro anao zaho tamin'ireo lasantsik fahiny.
Toa nitondra hazavana sy taratra ho@ amin' ny tsihay,
Fony tsika roa mbola niray tamin' izay.


kanéfa dia indrisy nohajain'ny rahona.
ka nafeniny tsy ho hita,mba tsy hotafahaona.
Izay fiainantsika mamy izay,tsy mba notoha,
Jary rano raraka, ka very ny soa.

He!inona moa no azoko atao? lahatra izany,
Tsy aiko ny hitazona anao,fa anjaran'ny tany,
Marina tokoa fa ny ety,dia tantely amam-bahona ihany,
kanefa hantenaiko fôna ny hahita anao,indray andro any.
Rehefa any ankotra any
--------
Rohy:
958 1
Mpakafy: Ny solo
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : Ny solo
Nampiditra : Ny solo
Daty : 08/10/2015 06:42
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1072