Hevitra momba ny Dia sahinao
Hiverina amin'ny Dia sahinao
hasiniony (
29/10/2004 17:30)
Tontolo aiza loatra no namolavola anao? Kanefa isika samy teto?
Sa ianao no poeta, nampisy foana ny hetaheta?
Sa ianao no poeta, nampisy foana ny hetaheta?
Neeck (
03/11/2004 13:40)
Teto ihany aho, nitazana, nijery, niandray anao, Saingy indrisy fa ny saiko no lasa namisavisa tontolo iray ho anao rehefa iny tsapako fa hifandray ny foko sy ny anao.!!
