You are here: home > Vetso

Tiako izy - Ny Tononkaloko

Azo vakiana?

Satria tiako ianao
Niaretako ny mafy!
Ahatsiarovana ny natao
Ilay fitiavana nafafy!
Satria tiako foana!
Ka na dia lavitra aza!
Efa tokana ny voady!
Dia hanaja anao hatrany

Sokajy : Fitiavana

Mombamomba

Mpanoratra : Ny Tononkaloko


Nampiditra : Tononkaloko87
Daty : 08/10/2016
Mpamangy : 1222
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

Veloma