Hevitra momba ny ALEO MANADINO

Hiverina amin'ny ALEO MANADINO
fiaritiana ( 07/03/2006 12:16)
Mampaontsa be! mahereza!
Jovany ( 09/03/2006 12:38)
mahafinaritra be dia tohizo hatrany!
Malalason ( 11/03/2006 12:28)
ny zo izaho miteny aminao hevitro manokana ity an : raha tena tianao izy dia tsy ampihemotra anao mihitsy na afobe 100000000000°C aza fa matoa ianao sahy manadino dia tsy fantatro satri na ny Ony maro aza tsy mahavono ny afon'ny fitiavana ary ny renirano tsy mahapoaka azy, aza manaiky lembenana izany @ fiainam-pitiavana na dia alohalika aza ny ranom-bary satria ny fitia anie lova avy @ Atra e! ka mananjo hisafidy ianao fa tsy sanatria akory ho toloram-bady toy ny taloha eritrereto tsara aloha vao manapakevitra satria ireny olana ireny no zezika mampaniry "ny tena fitia" ary ahalalany fa tsy fitia kisendrasendra no nitiavany anao, tsy afeniko fa malahelo aho raha izay afo mandoro no hampihemotra ny fitiavanao azy dia "Ilay efa nofidinao"
Mirary soa ho anareo
N.B
aza minia mamono io afo io fa tsy ho fatinao mandrakizay izy...
Malalason
Malalason ( 11/03/2006 12:33)
fa ny fo rehefa nitia dia tsy maintsy maratra

...
Malalason
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0096