AOKA HALALAKA NY FO  (Ny_Vetso)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
23. Jona

?❣️?♥️?
« Raha fantatrao fa arakaraka ny halalaky ny toerana iray no mahamoramora ny feo avoakany. Aoka halalaka ny fo dia ho voafafa avokoa ireo simba sy mety ho ratram-po. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao .
(07 .12. 14)

(« L’espace efface le bruit. »   Victor HUGO)
--------
Rohy:
15 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0127