EFITRANO KELY AO AM-PO (Ny_Vetso)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
3. May

?? “Matetika izay ankafiziko sy tsy foiko hisaraka amiko amin’ny androm-piainako dia mirindrina ao am-poko. Tsy afaka misokatra hivoaka sy hitroatra raha tsy ny fiainana indray no mandona sy manaitra azy hifoha, hitaiza ary hanamboatra.”

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(09. 11. 15)

(“The things we truly love stay with us always, locked in our hearts as long as life remains.”     Josephine BAKER)
--------
Rohy:
14 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0208