FEHEZO NY AO ANATINAO (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
15. Jona« Ianao ihany no aoka hifehy ny ady anatinao ary ampangino ny izaho. Hahazo hery ianao, ho sambatra aoka izany. Ny vokatry ny fitoniana dia ho anao irery ihany. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(28 .09. 14)
(« Battez-vous contre vous-même, vous acquerrez la tranquillité de l’âme. » Proverbe Oriental)
--------
Rohy:
