Hotsakotsakoina, teny atsipy ho an'ny manam-panahy 14 Aprily - Andiany 2 (Ny_Vetso)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
“Ny fahombiazana no valifaty tsara indrindra.
Ho tampina ny vavany, ny hoavinao ho tsara rindra.
Ampio izy, amin’izay ianareo ho afaka hiaraka mamindra.”

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(27.10.16)

(“Success is the best revenge.”)
--------
Rohy:
21 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116