LESONA IHANY IRENY FA TSY SAZY VELIVELY (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
20. Aogositra? “Tsy hoe raha ratsy avokoa ny lasako taloha dia izay no hamaritra ny hoaviko. Lesona ihany ireny fa tsy sazy velively. Avy amin ‘ireny no hisintonako vatsin-dalana vaovao hiatreko indray ny fiainako ao aoriana ao.”
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(26-10-15)
(«Ne laisse jamais ton passé définir ta vie. Le passé est juste une leçon, est non une punition. »)
--------
Rohy:
