METEZA HO FANILO (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
13. Aogositra?️?⛈️? « Na manjavona sy maizina aza ny fiainantsika, feno korontan-dava sy hotakotaka, dia ilaina hatrany ny jiro mazava mba hampisava sy handroaka ny haizina handeha…Eo amin’ny fiainana? Meteza ho fanilo. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(24.09.15)
(« Dans la brume ou la tempête, le phare éclaire et réconforte le marin. Le monde a besoin de réconfort et d’apaisement, soyez un phare dans la vie. » Hervé DESBOIS)
--------
Rohy:
