SAHIA MAMARANA AMIN’NY TEBOKA (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
12. Oktobra?? « Mafy indraindray ny mamarana amin’ny teboka ny ampaham-piainana iray, kanefa dia tsy maintsy. Raha toa tsy izay dia ho mafy lavitra aminao ny hanorina indray izay ho fiainanao vaovao. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(06.06.16)
(« Il est triste de mettre un point final à certain chapitre de la vie. Mais si vous ne le faites pas, il vous sera impossible de rédiger de nouvelles histoires. »)
--------
Rohy:
