SAHIA MANDINI-TENA (Ny_Vetso)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
10. Jolay

???‍♂️ « Raha tsy misy ny fisaintsainana hahay mandinika, dia toy ny jamba tsy afaka hahita ny hakanto goavana mivelatra anoloana, fa miondri-dava anaty haizina tsy mety afa-tsaona. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(09 .06. 15) 

(“Sans méditation, on est comme un aveugle dans un monde d’une grande beauté, plein de lumières et de couleurs.”   Jiddu Krishnamurti)
--------
Rohy:
31 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116