TAFIO NY HATSARAM-PANAHY (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
03 Septambra?♀️??? « Ny hatsaram-panahy no toetra mendrika indrindra amin’izay mety ho soatoavina. Ny sasany matetika mandray izany ho fahosana ka mitakoritsika etsy, miafara hatramin’ny resadresa-pifosana. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(28.11.16)
(“La gentillesse est la plus nobles des vertus. Mais le monde d’aujourd’hui en a fait qu’une faiblesse.”)
--------
Rohy:
