TSY FAHARESENA AKORY NY FITONIANA  (Ny_Vetso)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
27. Jona

?️✒️? « Raha am-pilaminana sy am-pitoniana no hanekenao ny faharesenao dia azo lazaina fa azonao ny fandresena.
Ianao ilay mahery indrindra satria nahay nizaka samy irery. »

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(21 .12. 14)

(« Accepter la défaite avec calme, c’est une grande force. »   Hervé DESBOIS)
--------
Rohy:
18 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0116