TSY MISY HAHASAKANA AHY (Ny_Vetso)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
04.  Novambra

 “I Mosesy aza tsy voasakan’ilay ranomasimbe, i Josoa koa tahaka izany, tsy nisy nahasakana azy.
Tahaka ny tsy nahasakanan’ny tamboho matevim-be an’i Jesoa, tsy nahatazona Azy Rafahafatesana, fa nanaitra Azy hifoha. Ka na inona na inona hanjo, na mafy fianjady, tsy misy hasakana ahy fa ny Tompo no miady ho ahy.”

#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(29/07/16)

“(If the sea couldn’t stop Moses; if a wall couldn’t stop Joshua; if death couldn’t stop Jesus; Then in Christ, nothing can stop you.”)
--------
Rohy:
8 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1715