VOIZO NY BISIKLETANAO HANDROSO (Ny_Vetso)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
2. Jona???♀️ « Ny fiainana dia azo oharina amin'ny fivoy misy kodiaran-droa, rehefa tsy mandroso dia mianjera.
Ny mandroso hatrany no safidy tsara hiarovana amin'ny fianjerana sy hahatrarana ny tanjona. »
#NyVetso, ilay namana tsy mahafoy anao.
(08 .12. 13)
(« The Christian Walk is much like riding a bicycle; we are either moving forward or falling off. » ROBERT Tuttle/ Leadership)
--------
Rohy:
