Hevitra momba ny Ny Valim-babena - Lovako T3
Hiverina amin'ny Ny Valim-babena - Lovako T3
hery (
26/08/2024 19:28)
Tsianjery fahiny... fa tena tiako be ilay niantsa azy... Misaotra
Fre (
27/08/2024 12:44)
I Mahatoky Azy ilay miantsa, 7 taona izy ary hiditra kilasy T3, ka dia nanokatra ny boky lovako hisantarana izany.
