Tsy ianao ka (Paingotra)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Tsy ianao ka

Eny ho aho ry tovovavy
Ianao na manja be sy favy
Na ho jejo be hisarika ahy
Tsy hahataitra ahy na oviana

...satria,fantatro ny lasany
Tsy ho zakako ny ditrany
Ka aza dia maka fanahy
Na dia manampaniriana

Aza manantona ahy
Fa sao hampitondra fahoriana
...Fa izao zavavy ah
raha sendra mba mitady

Anao aho any aoriana
Tsy hoe tiko ianao akory
Fa tsy ampy hafanana aho
Ka mba omeo fampatoriana.

#Paingotra
--------
Rohy:
803 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0144