Hevitra momba ny Ho anao
Hiverina amin'ny Ho anao
fiaritiana (
28/05/2006 21:14)
tsara be Pissoa a!tohizo
pissoa (
29/05/2006 08:45)
Misaotra an'i fiaritiana ...
ANARIM (
07/06/2006 08:42)
Pissoa : raitra, tiako! tohizo! mahereza!
pissoa (
18/06/2006 09:12)
Misaotra an'i ANARIM.
winner (
02/10/2007 21:31)
Azoko atao fanomezana ho an'i dadanay ve io tonokalo io ry Pissoa ? Sa henjehin'ny OMDA za ? Mino aho fa hankasitrahany an !
