Hevitra momba ny Mpandalo
Hiverina amin'ny Mpandalo
raozigasy (
24/02/2006 12:32)
ankafiziko avokoa ny asasoratrao sy pissoa a !
lapino (
26/02/2006 02:11)
Ny ahy i pissoa mihitsy no ankafiziko! :-P
pissoa (
26/02/2006 08:29)
Aoka re ry Raozy marina ah! Hitadiavako voambolana vaovao eo anie ny asasoratrao e, hihihi.
Misaotra an'i lapino "Nandalo" teto, hahaha
Misaotra an'i lapino "Nandalo" teto, hahaha
lapino (
26/02/2006 08:59)
Misaotra an'i pissoa nandalovana e! ;-)
