Hevitra momba ny Ry Lohataona !

Hiverina amin'ny Ry Lohataona !
Zozoro ( 03/09/2011 08:57)
Aza kivy fa ho avy ilay lohataona vaovao e!

Misaotra nizara.
pissoa ( 05/09/2011 09:34)
Tsy misy fisaorana e ! Misaotra mamaky ;)
Zozoro ( 05/09/2011 18:41)
Kanto tokoa ny haisoratrao pissoa a! mankalaza anao hatrany aho.
Zozoro ( 08/09/2011 18:47)
Manorata hatrany pissoa a! mahafinaritra, alefaso ny manaraka fa aza miandry ela re e!

tena kanto anie ny vetsonao e!...
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095