Izaho miandry anao!!! (poly)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Indro aho mahatsiaro tena diso
tena manenina isan'andro
f'ireo tsy nety nataoko v
no mahatonga antsika toy izao.

Ibebahako isaky ny mahatsiaro
angatahako foana @ Atra
ny fiverenan'ny fonao ho ahy irery
fa mankarary ny ao ampoko ao
reo oul-kafa mampitsiky anao.

Fa za v no tena diso
sa ianao no efa niova fitia
fa ra ny aditsika roa taloha
tsy nisy nahatongan'izao

Ekeko ombieny ombieny, fa diso aho
tena anenenako avy koa izy ireny
mbakin'ny fanongoko anao
satria tena manantena aho
ny @ fiverenanao.

Zay tia hono maharitra
ary tena tiako hotsindrina aminao
fa ra mbola TIA ahy IANAO
de vonona aho ny hiandry anao

Omeko doly zay fotoana angatahanao
hampilaminanao ny fiainanao
ra zany no matonganao malaindaina
@ izao ankehitrin-tsik'izao.
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
1381 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : poly
Nampiditra : poly
Daty : 08/12/2008 19:35
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0099