ksk 'on travèrse en ce moment? (poly)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Asa izaho v no diso tia
fa izy to tsy mirara intsony
manjary fijaliana ato anaty
ty fisentona isa minitra.

Refa eo anilany aho
to manjary toy ny kofafa
tsy henony intsony aho
f'izy angamba efa an'olo-kafa.

Eny, ra za lo tena mbola tia
t ho eo anilany foana isan'ANDrO
ka mahatsiaro tena very
satria izy efa nanova pejy.

F'in aza ty mitranga
fitsapana v sa fiovam-piainana
refa miantso azy iny aho
to reko vo maika makarary.

Ianao aza v mbola tia
sa malaina fotsiny ny ao ampo
to tena mampamoy fo
ty ty tsy firarahianao intsony ty

Tiako anefa ny milaza
f'ianao ihany no tena tiako
ho porofon'izany fitiavako izany
lefitro ny ratsy vitanao fahiny.

Mba tonga de tsory ihany re
fa makarary anaty lava
na antrano na antsekoly
ty fampiandrasanao ahy lava.
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
815 0
Hevitra mandeha
litamour ( 10/12/2008 10:57)
ary mivadika anie ny rasa raha izany eh.i poly no zatra mampiandry sa efa niova?
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : poly
Nampiditra : poly
Daty : 08/12/2008 19:00
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.019