MILA TANÀNA (R.A.F.N.S.H)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Mila Vonjy Mila Vonjy Mila Vonjy Zaho Lehiroa Fa Izaho Dia Tena Tsy Izy Tena Tsy Izy Aloa Katreto.

Mila Tanàna Aho Ry Akama Ndao Re! Mba Ampio Mbo Miangavy Fa Tsy Manana .
Mila Tanàna Aho Ry Se Fanampiana Tena Meva No Andrandraiko Avy Aminao Fa Mila Tanana Aho Izao.
Izaho Anie Mba Lasa Saina Very Hevitra Ka Mitaraina Fanampiana No Ilaiko Mba Ampilamina Ny Saiko
--------
Rohy:
Sokajy : fiainana
558 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : R.A.F.N.S.H
Nampiditra : Gustavo
Daty : 14/01/2017 09:42
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0135