Ry Vorona Manidina Eny Am (R.A.F.N.S.H)

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ry Vorona Manidina Eny Ambony Habakabaka, Esy Mba Hafarako Izato Ianao Izato.

Mba Lazao Kely Ilay Havako Any Fa Manina Azy Aho Ka Lasaka Tomany, Mievina Mazana Misento Koa Matetika Ry Vorona O! Lazao Azy Fa Aza Misy Alentika.

Ry Vorona Manidina Ery Ambony Habakabaka Raha Mety Re Ianao Etsy Mba Hafarako Izato Ianao Izato Fa Manin'azy Aho Ka Tratra Ny Ankatso,

Lazao Azy Re Raha Toa Ka Sitrakao Fa Izy Hono Hoe Tsy Manadino Anao Fa Lavitra Ny Ankany Ka Hafarany Aho Izao , R.A.F.N.S.H
--------
Rohy:
Sokajy : Fitiavana
864 0
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny tononkalo
Mpanoratra : R.A.F.N.S.H
Nampiditra : Gustavo
Daty : 14/01/2017 05:20
Antsantononkalo

Mbola tsisy niantsa

Hangataka antsa Hampiditra feo
Tononkalo hafa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0138