You are here: home > Vetso

ANDEHA - R.N Patrick

Handeha hono ianao?
Handeha ka handao?
Handeha hoy ianao!
Fa nahita vaovao

Handeha hono ianao?
Mitandrema sao hanenina
Handeha hono ianao!
Tandremo sao miverina

Dia andeha ianao...
Nefa izao no tsarovy
Sao ho tojo anao!
Ny tsiny sy ny tody!


   R.N Patrick
     15/08/18

Sokajy : fanantenana

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mombamomba

Mpanoratra : R.N Patrick


Nampiditra : Randrianarisoa nantenaina patr
Daty : 01/01/2020
Mpamangy : 79
Mankafy : 1

Tononkalo hafa

Taom-baovao