Ny tena fiadanana??? (R.V.K)
Mbola tsisy niantsa
(Nalaina tao amin'ny vetso.serasera.org)
Ny tena fiadanana???Tsy ho azonao fantarina
Tsy ho azonao faritana
Amin'ny volana sy kintana
Tsy ho azonao tefena
Amin'ny vola sy ny harena
F'ireny dia mandalo
Sy manam-paharavàna
F'izao no fiadànana...
Tontolo mahafinarita
Eo anilan'Andriamanitra.
R.v.k
--------
Rohy:
Sokajy :
Fampaherezana
Mpakafy:
andry 1000 - Ravakiniaina.