You are here: home > Vetso

Ny tena fo mitia - R.V.K

Azo vakiana?

Ny tena fo mitia
.
Dia,....
.
Mahay mitia hatrany
Na inona adalany
Sy ditra niliban'
Ilay olona notiaviny
.
Tsy ataony hahasakana
Ny fony tsy hitia,
F'izao no fifaliany
.
Dia,...
Mitia ny olon-tiany
.
R.v.k

Sokajy : Fitiavana

Hametraka hevitra

Midira aloha