You are here: home > Vetso

ny alina - radimy

Tonga ny alina, fialan-tsasatra.
Tsimaintsy atory fa tsy hoe akamoana miakatra!
Esoriko ny kapako,dia handray fandriana.
Hanonofy mamy, eo anilan'i Tiana.

Mombamomba

Mpanoratra : radimy

Nampiditra : radimy
Daty : 23/01/2017
Mpamangy : 796
Mankafy : 0
Ankafizo Azo vakiana?

Tononkalo hafa

Lavitra azy

Hevitra mandeha

raims randriamalala (29/07/2019 16:03:14)

Misy teny hoe tsimaintsy mitambatra ve dia amin'ny fotoana inona azafady? fa mbola tsy nahita aho

hery (31/07/2019 22:04:06)

tsimisy :-p

hery (31/07/2019 22:05:02)

Fanitsiana tsipelina vitsivitsy:

- Tsy maintsy fa tsy "Tsimaintsy"
- Hakamoana fa tsy "akamoana"

raims randriamalala (13/08/2019 17:30:30)

:) , mankasitraka hery a! raha ny hoe besinimaro no mety misy e, :p

Hametraka hevitra

Midira aloha