Hevitra momba ny HAFALIANA SY ALAHELO

Hiverina amin'ny HAFALIANA SY ALAHELO
zonia ( 19/01/2012 10:02)
Misaotra an-dRado RAMAHERSON. Hainao tsara ny nandika ny fihetsem-pon-dreny nilaozan-janaka amonjy ny olon-tiany. Gadona sy ny mason-tsivina ampiasana ifidiananana ireo voam-bolona enti-miantsa koa ao tsara. Mankahery rahalahy.
Etsy anie e! iriako ny hanoratanao tononkalo mikasika ny Fktn-tsika na koa iarahana manoratra @ Zafy Reary ( Kambana journaliste).
Ok
E-mail: onytianaolivia@gmail.com
Hampiditra hevitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095