Commentaire à propos de voafafa
Revenir à voafafa
Malalason (
22/08/2006 06:13)
rehefa tia ianao mitiava,
fa aza manantena ny volana ho rava...
fa aza manantena ny volana ho rava...
mbitaniavo (
09/09/2006 07:33)
ka raha marary fo amin'izany eo dia ahoana? tsy aleo ve mba aboraka ihany ahitana izay mba valiny e!
RAILOVY (
09/10/2006 11:49)
aleo tenenina iany rf misy fitiavana fa manjary manimba io raha kobonina ao anaty fotsiny
Ryana (
19/10/2006 14:55)
Tena marina!
Ryana
Ryana
miela (
21/06/2007 23:28)
azo atao ihany ny tsy miteny fa mety ho tanteraka foana rehefa anjara.fa maharary aloha mandrampahatongan'izay e
hariL (
28/06/2007 08:11)
manahirana ihany! meto marina. saingy aleo mba sahy eh! sa ahoana?
hariL (
28/06/2007 08:11)
manahirana ihany! meto marina. saingy aleo mba sahy eh! sa ahoana?
Niantsirabe (
10/11/2007 14:24)
inona no hevitra
fa tia tsy mahatana
ny ngotraky ny fo ity havanao
Ni..!
fa tia tsy mahatana
ny ngotraky ny fo ity havanao
Ni..!
ravakangel (
18/01/2008 14:27)
marina iany alou zay e!fa refa tena tia ngeh tsy misy mahatazona ny ao am-pony zany fa tsy maintsy mamboraka foana e!!enoy fotsiny izay ambaran'i fonao,fa raha ratsy ny valiny dé aza kivy fa mbola tsy anjara,raha eny mou d arahaba soa arahaba tsara e!!
ramamsh (
18/04/2008 10:21)
rehefa tia toa tiana ery ny mijaly noho izany ary ny tena manahirana dia rehefa voambara ilay fitiavana amin'ilay olon-tiana dia tsy midoboka be intsony ny fo.ny tena tsara dia ilay aborediky ny fitiavana iny rehefa eo anatrehan'ny olony-tiana
hachina (
24/06/2008 11:26)
Mahalas vinany aloha zany eh! amboraka leizy sao tsy mety tsy lazaina sao lazainy fa tsy mlobava mintsiny @ ftiavana.
vagniticka (
30/09/2008 14:19)
Ekena daolo zany, ny tena marina zany rah any fijeriko an'io tononkalo io d tena lafatra di lafatra tokoa, ary ny fahitako azy dia tsy natao ho an'olona toka-tena izy io fa ho an'zay efa manana olon-tiana, na sipa io na vady, satria ny fandinihako azy dia raha io tononkalo io no tanteraka dia ho paradisa ny tany satria tsy hisy intsony izany fampirafesana izany. Fa raha olona mbola tokan-tena de aleo ambara iany fa sao d ilaozan'ny omby miahaka eo
ralmialy (
26/09/2018 08:54)
Manana zo hamoraka fitiavana ve ny vehivavy?
tjstahn (
16/04/2020 18:06)
Ra Kobonina Mandoro Aleo Lazaina Iany Fa Rf Anjara D Tafiaraka!
priscanantenaina07 (
04/10/2020 13:54)
Dia enjana ka raharaha janko izy ity ❤
Ajnal (
22/03/2021 13:30)
Izay angamba ilay hoe mitia mangina e, hafa mihitsy ny fomba andokoan'ny mpanoratra azy ka!
