Commentaire à propos de voafafa
Revenir à voafafa
pisokelinah (
28/08/2010 08:20)
Mampalahelo ity tononkalo ity ary tena niainako!misaotra an'i rado namboraka ny aingam-panahiny!
Tsapa fa tena mafy ny misara-belona noho ny misaramaty satria raha maty mba afaka mionona ny saina!fa raha mbola velona mangidy ary tena mangidy zany oe tsy afaka hihaona intsony izany
Tsapa fa tena mafy ny misara-belona noho ny misaramaty satria raha maty mba afaka mionona ny saina!fa raha mbola velona mangidy ary tena mangidy zany oe tsy afaka hihaona intsony izany
royal (
29/03/2015 15:27)
tsy mainka ratsy ilay tsy eto antany intsony?
